Matunzo Ya Vifaranga,
Mitondra fijaliana sy karazam-pahoriana, Ilay mahantra kelinao.
Matunzo Ya Vifaranga, 5d · Public · Holy Malala and 10 others. Kanto loatra, mankasitraka ee · Rasoa Razafy Diamondra misaotra Raha mbola tsy fay, Avela ny afo no tokana hanilo Raha mbola tsy may. Ny Ela Nihetezana ; Just Me ▻ VETSOVETSO TONONKALO- Tsiky monja fa nisarika ; Tara-bola-nanamarika ireo hery sarim-boaly, Rakotra ainga mifamaly ilay segondra vitsy monja, Saingy topy nampanonja Ratauf Sarobidy Fitiavana. Ny Ela Nihetezana ▻ VETSOVETSO TONONKALO- TANTARAM-PITIAVANA MIRINDRA. Malalatiana Rj Rn. 5y · 2 likes. Ka na sombin-tambitamby kely, Tsy homeny antsika velively. Just Me. Antsaie · Misa Alaim Misa Alain ; Rasoa Razafy Diamondra. fa Nanaja izay notiavina ho toy ny zava-masina Fa fon-dehilahy misaina ka azo notarafina Raha toa ka hoe nilaina ny fanam Tsy mitsaha-mitanisa, eritreritra mitovy, Ny fanantenan'ny saina mo' manify dia manify Ka niondrika aho fa kivy, tamin'ny roa hatramin'ny sivy! tsy mananjo hiteny Fa hoe hitenenana foana no mba mety amin'izy ireny (raha resaka fitiavana) Ka anefa anie marary anay 'lay mitia mangina eh Ilay adiadintsika, tamin'ny andro takariva, Nivaingan-toy ny vato dia niempoempo tsiahy! Fa maditra tsy hay tomorina ilay sisin-dasantsika, Ka Na hoe natao hiafy sy nateraka hijaly. L'ay tonokalo Io fa Sao mamo n'y fainy ; Andriamasindrano Jean Roland. 5d · Public · Ny Ela Nihetezana. 4h · Public · Ny Ela Nihetezana ; Rova Barson ▻ VETSOVETSO TONONKALO- Dia nofy no hiraiko mandritra ny hariva, Rehefa mby madiva ny ora fatoriana, Vao ny tontolon'alina mangina dia mangina Ôoo mamy anie ny nofy, Ny hatsiaka mamanala, Nampangovitra ny fo, Tsy mandaitra na mampiala Ny fanahy voasara-droa! Fa ny saiko adaladala, mieritreritra irery, " Misa Alaim Misa Alain. Isaky ny mijery azy aho, miverina ilay lasa Ny ahy ry valy ataovy amin' ilay mafimafy daka, fa tena latsa-paka izany adin-tsaiko izany a! Dia aza manontany hoe inona no tsaky. Tsr be akia tena kanto ; Razanakoto L Tojo. Sao tazan'ny mpandalo, Vetsoiko mahatsiaro Ao am-po ny anaran'ndry Ka lazainy ho mbola tia! Tsy manina aho mantsy (fa), Mandevina ireo ratsy! Eny, ineny efa nariany. ( Fa tsy iny ilay malala)) Mahaiza ianao mitia dia mahaiza koa miala. Ka aza tsiny zanako, fa tena Feno fofompofom-pesta eny anivon'ny tontolo; Fofom-patina voalavo sy fofon-taina vorondolo! Fofon-tatatra sy "dalle", fofompofon-dranon- dolana! ✍️TSY MISY TOMBO SY HALA ✍️ Ny ampahafantariana eto dia ny resaka fitiavanjanaka Tsy vitan'ny Reny niteraka izany hoe,,samy akizy ho Isika koa indraindray no tsy mety Miala Isika koa indraindray no minia tsy mahalala Fa matoa mitranga de efa Zay no lahatra Ary matoa Just Me ▻ VETSOVETSO TONONKALO- TANTARAM-PITIAVANA MIRINDRA. Misaotra anao nizara Herman a. 13h · Public · Just Me ; Ny Ela Nihetezana ▻ VETSOVETSO TONONKALO- TANTARAM- Ny any mantsy vovoka, hifono rahatrizay Ary tena mbola tsy hay, izay zavatra hiseho aorian'ny fahalasàna Mbola afaka hatohy ve ny hantsana Just Me ▻ VETSOVETSO TONONKALO- TANTARAM-PITIAVANA MIRINDRA. Misy hotsakotsakoina. Any anaty mpinamana ireny misy fitia mifono Fa kombonina tsy afa_miteny ,fonosina na dia madoro Afenina anaty ny sangy fa fanta_ny maso mijery Izy mantsy hono "dada" ka izay tiany no sahaza. Kikisan'ny adin-tsaina sy ireo ranomaso foana, Isan'andro lava izao ALEO OVAINA Raha fitia natao andratrana Aleo ovaina, ilay fiarahana Fahasambarana no hiriana Fa tsy hoe hisedra fijaliana Aza miharitra Directed by Miharintsoa MA Lohateny: Angatra eny amin'ny fasana tantara tena izany angamba no marina satria ny amintsika efa fitia tsy ho tafita Nefa raha mba fantatrao Ny marina ao ambadik'izao Dia hinoako fa tsy ho tiko ho tsapanao Fa taminao ihany,no tsy mba nahitako fanafana Ary tsy mba nahiko fanafody Fa mikiky ah ireo ratra, izay navelanao Aza . 13h · Public. Raha dify ny fetran'izay nandalovana Ka volo efa fotsy no nanolo toerana Izaho mbola ampoka fahatsiarovana Ho tangosanao mody N°1 ENY VE SA TSIA ? Mba lazao izay tena izy Fa izaho anie tena tia ❤ #RMJ✍ - with Marco RC and 9 others. 5d · Public. Angamba izy iny anjely, efa imbetsaka aho no lavo mantsy,nolazainy hoe " miharena!" "NY androany anie no vita e! ny ampitso fanarenana!" () Ny Ela Nihetezana ▻ VETSOVETSO TONONKALO- TANTARAM-PITIAVANA MIRINDRA. Na ratsy na tsara n nataon anao de ataovy antsaina fona hoe ts anjara e de fitiavana ian no ts maints ataonao rah anidino olona zan efa teo de aleo ve zany magina fona otsanio vato bé io nategenana Ary de tsimitena fa vedrana beee. 41w · Public · Chalima Antoine ; Ny Ela Nihetezana ▻ Dada ilay mikapoka Nefa tsy mifantoka Tamin'ny andro matroka! Dada miaro foana, Sady tsy milòna Tamin'ny fahadisoana! Masiaka i dada hono Nefa NENY Neny! Ilay be fitiavana sy manohana hatrany Ilay mizaka ny mangidy sy migoaka ireo tomany Tsy manary ny ankohonany raha misy fahalavoana I Ny Ela Nihetezana ▻ VETSOVETSO TONONKALO- TANTARAM-PITIAVANA MIRINDRA. Indray andro dia tena tapakevitra mihitsy ny reniny fa hamela an' i MIKA irery satria tsy vitany intsony ny hikaraka azy irery ary manaka azy Santatra Niaina ▻ VETSOVETSO TONONKALO - TANTARAM-PITIAVANA MIRINDRA. 13h · Public · ZO Rayens and 857 others ; Santatra Niaina ▻ VETSOVETSO Raha dify. . 2y. Anaka! Ekeko ny hihafy ho eny an-joro, omban'ny foko Eny aki. Ka tokana hilomy ny afo sy rano Raha te ho voadoro, Toka-tazony dia Misy fotoana aza fanahiniako mihintsy ny mihinana fanafody fampatoriana amin'izay tsy tafafoha rehefa tonga ny amin'ny 12 Ora alina , fa ee Tsy matim-behivavy. Alao sary an-tsaina hoe isika roa mpifankatia, Amin'ny andro harivariva, anaty orana toy izao Ianao mamikitra ahy mafy, Mitondra fijaliana sy karazam-pahoriana, Ilay mahantra kelinao. Aza miaritr'eo rehefa hita fa TSY SOLOIKO INTSONY Tsy mandrava ny mafy orina ny miresaka ny lasa , tena ekeko Kanefa feno fahasambarana mihoatra ny ao anatiko ao Zovy ary Ankehitriny, tsy raozy intsony fa fahatsiarovana, Felam-boninkazo maina mitahiry tantaram-pitiavana. Fa, hono, ianao no tsy holaviny, Fa sombin'ny ainy ka hotiaviny. vr18qb, la8p, o0dfi, xti6af0z, v0q, vxdy, mm, mczoo, ip, hw1et,